|
|
|
|

Teny iditra1  mandrava sivana
Singan-teny  2 mandrava, 3 sivana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka, manabataba [1.1]
Tovy hevitra  6 mandrava laharana
Mpanahaka  7  mandravatantana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12